|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihary atodinaina |
| Singan-teny | 2fihary, 3atody, 4aina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ovaire.
[1.13] |
| Ohatra |
7 otrik'aretina, tatavia kely, na tamban-tsela vao ao amin'ny tranon-jaza na ny fihary atodinaina (p.
[2.424]
|
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|